|
|
|
|

Entrée1  tsy vaky atatra
Radical  2  tsy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
Explications en français  5  impudent, éhonté [1.3]
Exemples  6  Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Synonymes  7  tsy vaky afero
Autres orthographes  8  tsy

Mis à jour le 2021/10/13